Teny iditra | 1 ratsy fitondran-tena |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1] |
Tovy hevitra | 4 ratsy fiaina |
Singan-teny | 5 ratsy, fitondrantena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |